|
|
|
|

Entry1  Madagasikara tanindrazanay
Elementary words  2 Madagasikara, 3 tany, 4 razana
Part of speech  5  name (poem title) [Full list]
Explanations in Malagasy  6 Hiran' ny MDRM, 1946.
7 Tonony : Jacques Emma Rahamefy. Feony : Rahamefison [3.1]
Vocabulary  8  Literature: poems
Author  9 Tonony: Rahamefy Jacques Emma. Feony: Rahamefison
Text  10 
Full text  11 
12  I
13  Madagasikara tanindrazanay!
14  Tany saro-bidy masina sy soa;
15  Lova soa navelan' ny razanay taloha;
16  Maty ho anao no tena lazanay.

17  II
18  Isika rehetra izao akanga miara-dia
19  Tsy azo tabaina na ravana koa;
20  Ka hitomban-dahy hiasa re satria
21  Io no loharano fototry ny soa.

22  III
23  Malagasy ô, andeha hifankatia;
24  Ho mpirahalahy tena iray tam-po;
25  Ny hifankahala hatao sanatria.
26  Ka iray tokoa ny saina sy ny fo.

27  Isan' andininy
28  Mitsangàna ry tanora !
29  Mitsangàna ka aza manana ahiahy;
30  Izao no andro sady ora,
31  Mijoroa sahia tokoa ho lehilahy.
32 

Updated on 2025/11/17